Ho fanatsarana ny site dia mety hisy fanelingelenana kely ato ho ato ka dia ialana tsiny mialoha. Hiezaka anefa izahay ny mba hanao izay tena hahakely izany. Ny forum dia tsy ho tapaka mihintsy. Misaotra tompoko
Fandraisana
IREO KARAZANA ALIKAB
Amstaff
Alika Gasy
Boerboel
Coton de Tulear
Dogue Allemand
Fomba fisafidianana alika

Fitaizana sy baiko

ZAVA-MISY
Ireo alika mampidi-doza
Feon-gazety
ROHY ISAN-KARAZANY
Iza no ataonao anarany?

Xena - Amstaff

Oceane - Dogue Allemand
Toufou - ''Alika Gasy''

 ASA

Mpibaiko
Dogsitters
Hafa
SERASERA

                                                  

 ALBUM PHOTO DES AMIS DE XENA & TEE

 
 

 Chers cynophiles,

C'est un grand plaisir pour nous de vous annoncer la sortie d'un magazine malgache consacré au monde canin, produit par nos amis, connu sous les

pseudos Bigboer et Bigrott. Le magazine traite des sujets divers tels que les reportages, interviews, santé, conseils et tout sur l'actualité du monde canin

à Madagascar et ailleurs. A part cela, le magazine offre à ces lecteurs divers services gratuits, comme les petites annonces (texte), courriers et envoi de

photo de chien des lecteurs! Des amateurs, passionnés, connaisseurs, specialites et vétérinaires y contribueront pour que les cynophiles puissent

l'utiliser en tant que reference en cas de besoin.

Le premier numero sera consacré au Rottweiller. La rubrique santé parlera de la Parvovirus et un reportage concernant les chiens et la famille.
XENA & TEE, au nom de tous les membres du newsletter et du forum de http://alika.i-love-dogs.com souhaite une longue vie et réussite au magazine

ALIKAMAG et en guise de toast, commandons nos premiers numéros au 033 14 064  46 - 033 14 296 96 - 033 12 037 35
mail: alikamag@gmail.com!
Merci et bonne lecture


 

 SORTIE DU 1ER NUMERO LE 01 AOUT 2008
LES POINTS DE VENTES SERONT LISTES A LA PAGE D'ACCEUIL DE http://alika.i-love-dogs.com dans quelques jours
 
 


 

 

 

 

 

 

 

 

XENA & TEE 

Tel: 034.01.117.99    

 

e-mail: xena.amstaff@yahoo.com
Tranokala ho ambohim-pihaonan-tsika rehetra tia alika

Ao izahay no mitsabo sy manara-maso ny alikanay

Vakio ato ny torohevitr'i Dr Louisie avy ao amin'ny Arche veterinaire

XENA

I Xena dia American Staffordshire (Amstaff), amin'ilay  type terrier, izany hoe somary kelikely, vavy izy ary miloko fauve, fotsy ny tratrany sy ny pattes eo aloha, ary misy tache fotsy kely eo amin'ny hatony. Teraka tamin'ny 11 janoary 2007 izy, ary zanak'i Python (M. Laza) sy Diego (Dr Ramanantseheno). Mirefy 46cm au garrot ary milanja 20kg. 'Chien de race'-nay voalohany izy ary nahatonga anay vao maika nanao fikarohana momban'ny alika ary niafara tamin'ny fanamboaranay ity site ity, izay mitondra ny anarany rahateo.

Alika tena naditra sy mafy loha ary sahisahy be sy tia ady izy, ary taminy izahay dia tsy maintsy nianatra mafy momban'ny fitaizana alika ary mbola mitohy hatramin'izao (Izay koa moa no tena tanjonay amin'ity site ity mba hifanoroantsika hevitra). Be fitiavana izy kenefa tena saro-piaro be mihintsy. Tia manara-body sy mipetraka ary matory eo akaikinay, ary dia toy ny olona kely mihintsy! Miesona mihintsy izy indraindray rehefa matory ary miara-mifoha aminay rehefa maraina.

Efa nitombo fahendrena izy ankehitriny, tsy mamotika entana intsony na dia hajanona irery ato an-trano aza, tahakan'ny hoe hainy daholo iza resahanay azy, ary tena mahavariana mihintsy!

Ny kilalao toy ny baolina, na ireny kilalao manenoneno ireny no tena tiany. Ny sakafo moa dia ny haricot vert, akoho sy trondro manta ary zavoka no tena tiany.

Rehefa en chaleur izy dia tena sipa maola kely ka sahirana mihintsy izahay amin'ny fiambenana azy, tany amin'ny septembre 2007 tany ny 1ere chaleur-ny ary tamin'ny mars 2008 ny 2eme. Nampanarahana tamin'i Max izy ny 22 mars 2008. Efa bevohoka izy izao, ary tokony any amin'ny 19-23 mai 2008 any ho any no teraka. Afaka mampanaraka ny alikanao amin'i Max koa ianao raha tianao, antsoy fotsiny ny tompony dia mifanaraka ianareo.

Raha mitady amstaff ianao dia amin'ny volana jolay any vao afaka maka ato aminay ianao raha tianao. Ny varotra alika moa tsy hifanerena hoy ny Ntaolo, ka raha hamandrika ianao dia azonao atao dieny izao, ka rehefa maka ny alikanao ianao vao mandoa vola, ary afaka miova hevitra foana ianao mandram-pahatongan'io fotoana io, tsy misy arakaraka, satria koa varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana

Ny fivoaran'ny fiterahana sy ny chiots moa dia ho hitanareo eto ihany rehefa teraka, mba ahafahanareo misafidy.

Mankanesa eto raha te hahafantatra momban'ny Amstaff

 

 

Diego, dadan'i Xena ary an'i Mlle Mira Ramanantseheno

Max, Misoratra amin'ny LOM ao amin'ny ACYM, afaka ampanarahana, antsoy ny telephone 034.04.381.39, io no nampanarahana tamin'i Xena

.Xena

Ny fampanarahana an'i Xena

Raha te hahalala bebe kokoa momban'ny Amstaff ianao dia mankanesa eto

PASSEZ VOS PETITES ANNONCES GRATUITES ICI (VENTE, ACHAT, SAILLIE, PERDU/TROUVE........)

NB : chargez vos photos au http://imageshack.us, cliquez sur parcourir, insérez une image à partir de votre ordinateur. Ensuite cliquez sur ‘Host it’. Des codes Html et des liens apparaissent. Choisissez ‘Show image to friends’, (commencant par ‘http’) copiez le lien et collez sur l’Url de l’annonce

NY FIKARAKARANA NY SAILLIE-N'i XENA

Iray volana talohan'ny nampanarahana an'i Xena dia natao rappel de vaccination complet izy, avy eo dia nanao cure de vitamine E, A ary D3 ankoatran'ny vermifuge.Amin'izao fotoana izao izy dia mbola manaraka traitement mba  hahasalama tsara ny taranany. Ny fikarakarana ny fahasalamany moa dia hisaoranay an'ny ARCHE VETERINAIRE ITAOSY avokoa, ary izahay dia mamporisika anao koa hanankina ny fahasalaman'ny alikanao ao

 
 
 

TERAKA TAMIN'NY 24 MAI 2008 I XENA, TAMIN'NY 22H03 NO LATSAKA NY ZANANY VOALOHANY ARY NANATRIKA SY NANAMPY AZY TEO FOANA IZAHAY HATRAMIN'NY 00H30, 3 LAHY  5 VAVY NO TERAKA ARY DIA TENA SALAMA TSARA AVOKOA. INDRETO NY SARY:

                                             

 Teraka soamantsara ny lahy voalohany                                         Niasa mafy i Xena, mbola vao 4 ry zareo teo

                                              

 Ny farany tena nila fanampiana fa reraka i Xena                             indreo izy 8 mianadahy, velona soamantsara    

 

 NY SARIN'NY SASANY TAMIN'NY ZANANY

   

   

FIOVANA KELY AMIN'NY FOMBA FAMANDRIHANA SY NY CONDITIONS ISAN-KARAZANY, IZAY MIHATRA KOA HO ANAREO REHETRA EFA NAMANDRIKA. IZANY DIA MBA HAHASOA NY TSIRAIRAY ARY NY ALIKA.

Raha toa ianao ka maniry ny hahazo amin'ny zanak'i Xena, dia manorata aty aminay na antsoy ny 034.01.117.99. Ny vidin'ny iray, na lahy na vavy dia 800.000 ariary. Ny famandrihana dia atao amin'ny alalan'ny fandoavana avance symbolique non remboursable, izay tsy misy fetra fa na 500fmg aza dia mety! Rehefa tena alainao ny alika dia hanesorana io montant io ny vola sisa tokony alohanao. Eo Ampan-doavana io avance symbolique io ianao dia hotoloranay bokikely hahalanareo bebe kokoa momban'ny Amstaff. Ny vakisiny rehetra kosa, izany hoe ny primo-vaccination, vaccin complet ary ny 1er rappel ary ny vermifuge mandram-pahafenon'ilay alika 6 mois, dia hiatohanay avokoa,ny mitondra azy mankany fotsiny sisa no anjaranao  (Tsy maintsy ao amin'ny arche veterinaire), Afaka miova hevitra foana anefa ianao raha mbola tsy nalainao ny alika, raha toa ianao ka nahita alika hafa mety aminao, na tianao kokoa, ary izany dia tsy misy arakaraka. Ny varotra tsy raikitra mantsy tsy maharatsy fihavanana, ary koa ny varotr'alika tsy hifanerena hoy ny ntaolo. Satria tokoa dia ny fitiavana alika no tena hiarahan-tsika mifampizara eto.  

___________________________________________________________________________________________

1 VOLANA ATY AORIANA (24 juin 2008), AVY NATAO NY VERMIFUGE VOALOHANY SY ANTI-PARASITAIRE RY ZALAHY, RAHA 250-350g RY ZAREO TAMIN'NY VAO TERAKA, IZAO KOSA IZY EFA 1,100-1,500kg ARY EFA MIBAKABAKA SY BE KORETAKA ERAN'NY TRANO! BE TAY SY PIPY, KANEFA TSY MANINONA FA IZAHAY KOA AVY HATRANY DIA EFA MANOMBOKA NY EDUCATION TSIMORAMORA MBA TSY HANAHIRANA ANAREO NY MAMPIANATRA AZY MIVOAKA ANY IVELANY REHEFA TE HIPIPY SY HIKAKA. NY SASANY AZA MOA IZAO DIA EFA MAHAY MITOMANY REHEFA TE HIVOAKA! INDRETO NY SARY SASANY.

       

   Cleo - Femelle (disponible)                      Male (disponible)                 Noir (F - disponible), Masque (M) - vendu

   

               Male (vendu)                     Femelle (vendue)                                Femelle (vendue)

 

 

 

 

Oceane - Dogue Allemand merle

Aza misalasala mihintsy mandefa fanintsiana na sosokevitra raha hitanareo fa ilaina izany, satria ity site ity dia natao ho antsika rehetra tia alika. Raha manana site miresaka momban'ny alika koa ianao dia alefaso aty raha tianao asiana rohy (lien) ato aminay. Raha toa moa ianao ka matihanina eo amin'ny sehatry ny alika (eleveur, agence de securite, distributeur de produits alimentaires et accessoires...) ka te hanao dokam-barotra ato dia manorata aty aminay.

 

 

Raha te hahalala bebe kokoa momban'ny Dogue Allemand ianao dia makanesa eto

 

American pit bull terrier, American pit bull, pit bull terrier, pit bull, pitbull, pittbull, pitt bull, gamebred, American gamedog, game pit bull, K9, detection dogs, police dog, police dogs, detection dog, bomb dog, narcotics detection dog, explosives detection dog, Boldog Kennel, Diane Jessup, BSL, dog training, schutzhund, French ring sport, tracking, tracking dog, agility dog, weight pull, weight pulling pit bull, dog crate, pit bull books, pit bull book, dog training, dog fighting, Washington State Patrol, breed specific legislation, dog agility, gamedogs, game dogs, American gamedog, dog fighting, treadmills, jenni, catmill, springpole, weight pulling, dog aggression

Mivarotra fitaovana sy kojakoja vita malagasy, toy ny collier, laisse ary harnais koa izahay, izay azonao jerena avy hatrany ao amin'ny Arche veterinaire Itaosy na koa azonao jerena sy komandina eto.

 

View GuestBook Sign GuestBook

 

 

  Xena & Tee - Antananarivo