AnoWeb : annuaire de sites Web de qualité ...

 

  Raha tianao ny ahazo vaovao mahakasika ny tontolon'ny alika eto Madagasikara dia ampidiro eo ambany ny adiresy mail-nao / Si vous souhaitez recevoir des nouvelles concernant le monde canin à Madagascar, veuillez  nous envoyer votre adresse e-mail ici.
S'inscrireSe désinscrireMailing list, liste de diffusion et gestion d\'emailing
>

Ho fanatsarana ny site dia mety hisy fanelingelenana kely ato ho ato ka dia ialana tsiny mialoha. Hiezaka anefa izahay ny mba hanao izay tena hahakely izany. Ny forum dia tsy ho tapaka mihintsy. Misaotra tompoko
Fandraisana
IREO KARAZANA ALIKAB
Amstaff
Alika Gasy
Boerboel
Coton de Tulear
Dogue Allemand
Fomba fisafidianana alika

Fitaizana sy baiko

ZAVA-MISY
Ireo alika mampidi-doza
Feon-gazety
ROHY ISAN-KARAZANY
Iza no ataonao anarany?

Xena - Amstaff

Oceane - Dogue Allemand
Toufou - ''Alika Gasy''

 ASA

Mpibaiko
Dogsitters
Hafa
SERASERA

FORUM

                                                  

 ALBUM PHOTO DES AMIS DE XENA & TEE

inserez la plus belle photo de votre chien

Free Photo Albums from Bravenet.com Free Photo Albums from Bravenet.com

SARIN'IREO HETSIKA KARAKARAIN'NY ACYM (Association des Cynophiles de Madagascar) 

 

 IREO RANDONNEES

 

 
 

 

 

 
 


 

 

 

 

 

 

 

 

XENA & TEE

site communautaire des cynophiles malgaches 

Tel: 034.01.117.99 - 033.02.622.81

e-mail: xena.amstaff@yahoo.com
Tranokala ho ambohim-pihaonan-tsika rehetra tia alika

Ao izahay no mitsabo sy manara-maso ny alikanay

Vakio ato ny torohevitr'i Dr Louisie avy ao amin'ny Arche veterinaire

Tongasoa ianareo rehetra tia alika!




Izahay dia tsy inona akory fa olona tia alika ary     manana alika tahakan'ny olona rehetra ihany. Tsy manam-pahaizana manokana moban'ny alika izahay na veterinera na koa mpiompy matihanina. Nanao ity tranokalam-pifandraisana ity izahay mba ahafahan-tsika rehetra mifanerasera sy mifanakalo hevitra na alika inona na alika inona no hananan-tsika, satria tsy manam-ptoana foana isika hiarahana mitsangatsangana na mihaona na hiandry fampisehoana isan-taona, fa mandram-pahatoongan'ireny fotoana ireny dia ato aloha isika no miaraka! Azonareo atao ny mandefa izay traikefa hitanareo, na mandefa ny sarin'ny alikanareo mba aseho ato, hifampizaran-tsika ireo fifaliana niarahan-tsika tamin'ny alikan-tsika. Eo koa moa ny FORUM mba hifanakalozan'ny tsirairay hevitra mahakasika izay mba fanatsarana ny fitaizan-tsika ny alikan-tsika mba tsy ho lasa biby fampitahorana na hiteraka fanelingelenana ho an'ny hafa ireo tena namana mahatokin-tsika!

                                       Xena & Tee

 

XENA - Amstaff femelle

POINTS DE VENTE : ALIKAMAG

Prix: 5.000 ar

ARCHE VETERINAIRE Itaosy - LEADER PRICE Ankadimbahoaka - VETERINAIRE Tsaralalana -  AMBOO Cap 3000 Andraharo - ESPACE LOISIRS Antaninarenina - SUPERMARKET Antsahabe - URBAN CAFE - CYBERNETBOX Ambatomitsangana - CYBER KFE Ambatonakanga - LIBRAIRIE DE MADAGASCAR Analakely - LIBRAIRIE MIXTE - AERO PIZZA Ivato - ou telephonez directement au 033.14.064.46 - 033 14 064  46 - 033 14 296 96 - 033 12 037 35

   

 TERAKA TAMIN'NY 24 MAI 2008 I XENA, TAMIN'NY 22H03 NO LATSAKA NY ZANANY VOALOHANY ARY NANATRIKA SY NANAMPY AZY TEO FOANA IZAHAY HATRAMIN'NY 00H30, 3 LAHY  5 VAVY NO TERAKA ARY DIA TENA SALAMA TSARA AVOKOA..

NATAO NY 1er VERMIFUGE AVY NY ZANAK'I XENA NONY FENO 1 VOLANA KATROKA, NY 24 JUIN 2008, ARY EFA NANOMBOKA NANAO NY 1er INJECTION NY PRIMODOG (VAKISINY) AVY NY 08 JUILLET 2008, IZANY HOE NONY FENO 1 MOIS ET DEMI -  EFA AFAKA MITONDRA MODY AMIN'IZAY IANAREO IZAO!

JEREO ETO NY SARY NA KOA RAHA TE HI-COMMANDE IANAO.

 

 CHIOTS AMSTAFF DISPONIBLES - cliquez ici

 
   

RANDONNEE 05 JUILLET A ANDRANOVELONA

EFA AO NY SARY E! CLIQUEZ-ICI

(mba hadefaso sary fanampiny fa tena tsy ampy ny anay, merci!)

PASSEZ VOS PETITES ANNONCES GRATUITES ICI (VENTE, ACHAT, SAILLIE, PERDU/TROUVE........)

NB : chargez vos photos au http://imageshack.us, cliquez sur parcourir, insérez une image à partir de votre ordinateur. Ensuite cliquez sur ‘Host it’. Des codes Html et des liens apparaissent. Choisissez ‘Show image to friends’, (commencant par ‘http’) copiez le lien et collez sur l’Url de l’annonce

Toufou dia alika notsimponinay teny amin'ny zaoridira, io no alikanay voalohany, lahy io saingy efa novotsirina satria i Xena (amstaff) sy i Oceane (Dogue allemand merle) dia vavy avokoa. I Toufou kosa dia tena miambina azy mirahavavy raha sendra misy alika hafa tafiditra ato an-tanana, indrindra fa rehefa en chaleur ry zareo. Tsy very ny instinct-ny ka mbola afaka miray amin'ireo izy na tsy afaka miteraka intsony aza. Izay koa no tena mampazoto an'i lery miambina ireto 'sipany' ka tsy manana ahiahy mihintsy izahay ny amin'izay hisian'ny 'zaza tsy iriana'!

 
Toufou - 'Alika Gasy'

CHIOTS BULLMASTIFFS ET ROTTWEILERS DISPONIBLES, VACCINES, VERMIFUGES, PEDIGREE - Cliquez ici

 

Oceane - Dogue Allemand merle

Aza misalasala mihintsy mandefa fanintsiana na sosokevitra raha hitanareo fa ilaina izany, satria ity site ity dia natao ho antsika rehetra tia alika. Raha manana site miresaka momban'ny alika koa ianao dia alefaso aty raha tianao asiana rohy (lien) ato aminay. Raha toa moa ianao ka matihanina eo amin'ny sehatry ny alika (eleveur, agence de securite, distributeur de produits alimentaires et accessoires...) ka te hanao dokam-barotra ato dia manorata aty aminay.

 

Raha te hahalala bebe kokoa momban'ny Dogue Allemand ianao dia makanesa eto

 

 

 

Mivarotra fitaovana sy kojakoja vita malagasy, toy ny collier, laisse ary harnais koa izahay, izay azonao jerena avy hatrany ao amin'ny Arche veterinaire Itaosy na koa azonao jerena sy komandina eto.

 

CHIOTS BULMASTIFFS ET ROTTWEILERS DISPONIBLES, VACCINES, VERMIFUGES, PEDIGREE, CLIQUEZ LA BANNIERE CI-DESSOUS POUR VOIR LES PHOTOS OU TELEPHONEZ LE 034.04.552.52 OU LE 032.40.683.14


 

 

  Xena & Tee - Antananarivo

aha